Manangan-tsaina [Valin-tagy]

Tsy mety mifandamina ve ny jiolahim-boto dia tsy hanangan-tsaina ?
Hanangan-tsaina aho satria ... (antony iray ihany aloha androany hi hi) ny dinozoro sy ny rajako isan-karazany fahagola tany aza tadiavin'ny mpahay siansa ny momba azy :-P ka isika ... manana ny maha-isika antsika indray ve no hanaiky sarontsaroman'ny adin-jiolahim-boto dia tsy mba hanangan-tsaina. Atsangano ny saina sy ny saina e :))
