14.03.06
Asa Izany ...
Asa izany ...
(tohiny)~ fa mamiko loatra ianao ry akany ~
Hihihi,
Fa raha tena te hamaky be ny mpitsidika dia tsy maninona fa apetrako eto ity tsianjery tamin'ny T1 ity 
Madio izahay ...
I Neninay moa,
Mpipasoka mahay
Voapasony avokoa
Ny fitafianay
Oops, tsy tadidy ny mpanoratra ry zareo ah !