28.05.06
Ho an'i Neny
Faly miarahaba izay ny Reny rehefa mitsidika eto. Hmmm, tsy natao hitsodrano angamba fa dia mirary fahazotoana ho anareo hatrany ![]()
Hihihi, angamba kosa tsy dia tara loatra raha izao aho vao nanoratra e
Somary sahirana nandritra ny andro dia tsy afaka nanoratra kely teto akory.
Efa misy post nataoko tamin'ny tapa-bolana, fa tamin'io mou no nankalazana ny Mothers'Day taty aminay. Fa ny androany ... Tononkalo kely no atolotra.
(tohiny)



