14.12.06

Re : Kilalao fifidy!

Posted in Izaho ... izaho foana | 09:16

Hihihi, saika nataoko tao amin'ilay Kilalao fifidy! nataon'i Jentilisa, fa lava be - sady tsy tena tsikera fa fitantarana koa (lol) dia ataoko eto. (Fa efa misy tena tsikera ihany ao ka, lol)

 (tohiny)

08.12.06

My Daddy

Posted in Mampihomehy | 23:51

Mba tena nampihomehy ahy ito ... na dia tsy tokony hampihomehy aza angamba.
 (tohiny)