13.02.07

Alaiko an'Eritreritra

Posted in Tononkalo | 23:38

Tononkalo iray nosoratan'i DadaRabe. Nadikany tamin'ny hevitra teto amin'ny blaogiko ihany, dia aleo ataoko post mitokana amin'izao ankatoky ny 14 Feb izao (tsy tiako mihitsy ilay miteny hoe fety, lol). Eo zao dia hisy ho be eritreritra eo :D (tohiny)