27.05.07
Herin-taona indray !
Yep yep ! aujord'hui c'est mon anniv !
Herin-taona indray
Herin-taona indray no lasa,
Herin-taona niaretana ny oram-batravatran'
ny fiainana mangidy !
Saingy fiaina-nofinidy.
~ fa mamiko loatra ianao ry akany ~
Yep yep ! aujord'hui c'est mon anniv !
Herin-taona indray
Herin-taona indray no lasa,
Herin-taona niaretana ny oram-batravatran'
ny fiainana mangidy !
Saingy fiaina-nofinidy.