13.03.08

Eeee ... hafa ihany i Violety ;) - [Version voahitsy]

Posted in Ankapobeny | 15:00

[13 Marsa 2008] 

Nahitsin'ny mpandrindra ity endrika violety ity - dia efa mitranga etsy amin'ny sisiny havanana ny rohy !

 (tohiny)

03.03.08

Raha sendra

Posted in Tononkalo | 23:28

Hi hi - misy tantara kely hors sujet aloha eto ampanombohana. Androany aho nametraka comments tamin'ny blaogy iray mangataka email ... dia avy eo nataoko tao amin'ilay hoe website ny password, lol. Izaho nefa tsy mba mpameno iny hoe website iny akory - hi hi hi.

Bon --- io amin'izay ilay tena post fa vita ny hors sujet !!!

 (tohiny)