25.07.08

Blog for fun ... Blog for a cause

Posted in Ankapobeny | 02:07

Efa miketrika be ny mpitoraka blaogy efa nilaza fa handray anjara amin'ny hazakazaka amin'ny blaogy Blogathon 2008 !

 

Efa vonona ao koa ny toerana hiresahana mivantana (chat) amin'izany. 

 


Mba tsiditsidiho ihany ny zaza-vavy dia andao indray hiara-hanala azy ! Mitoraka blaogy ihany no atao, ao amin'ny zaza-vavy.org no alefa. Miresaka ny revin'ny ankizy (so sweet).

 

05.07.08

Rakibolana

Posted in Partage | 21:35

[Update sehr importante: Ovaina kely fa lasa ilay teny vary amin'anana indray no haninareo alohan'ilay rakibolana amin'ny aterineto - Mazotoa homana ary ha ha ha] 


 

Jeder weiß angamba que tengo muchas problemas a driver my fransozich. I need un bon nombre de Wörterbücher rehefa mandika teny o escribir un informe. Ireo ny diccionarios ich verwende usually :)

PS :

  • Tsy tsiniko raha tsisy logo a - tena mbola kamo be aho hanamboamboatra sary kely hi hi hi
  • Efa ireo daholo ve ? Poika ... tsy tadidiko ny sasany lol