Afrika amin'ny Blaogy

Fa maninona no miblaogy mikasika an'i Afrika ?

Satria ny afrikana koa manana ny fihetseham-pony :))

 

 (tohiny)


Filozofy

11/14,2008 | Ankapobeny

My (not so crazy british) officemate's first Malagasy poem.

 

 

Moramora ? Mafy.

Mafimafy ? Salama.

Matory, hatory ?

Salama. Matory.

 

 

Very philosophical huh :-P

 

PS: tsy azo hihomehazana, hi hi hi.

 


Te ijery an i pissoa

Tsy lohatenin'ity lahatsoratra ity akory io fa ... anaran'olona :))

 

Io izao dia misy tsy mino indray, tssss ! Jereo ao amin'ny linked in rehefa tsy mino : tsindrio eto.

 

Misy ray aman-dreny be inspiraka mihitsy any ho any lol.

 

:))


Ny atody sy ny Akoho

10/09,2008 | Ankapobeny

Inona no nisy taloha, ny atody sa ny akoho ?

 

Tsy efa nisy nanontany io fanontaniana io daholo ve ? Dia efa nametraka azy tamin'ny namana maro be ? Dia hoe raha ny atody no nisy aloha ... iza no nanatody azy ? Raha ny akoho no nisy aloha ... inona no foy ka zary akoho ?

 

Ny valiny ... ara-matematika lol : Ny atody no nisy taloha.

Porofo : Matotra be :

  • Alaivo ny atody, dia zarazarao araka ito sary ito

  • Dia atambatambaro ao, fa afaka manome ireto vorona ireo ... Isany ny akoho lol.

 

Raha te hahita ny valin'ny puzzles dia jereo ao amin'ny google hoe magic egg maths


(probably) the end

08/28,2008 | Ankapobeny

 

Oyez oyez la blogos !

 

Pissoa - the Malagasy est ferme jusqu'a nouvel ordre (qui a dit encore ?).

 

Manque de temps, manque d'envie, manque d'inspiraka, ...

 

Bon ... aller, faut pas me faire cette tete la ! Pissoa a peut-etre change son adresse postale, adresse "physique", ansi que son adresse web ... mais elle a pris soin de ne pas changer son adresse e-mail !!!

 

Tsy afaka hametrahana hevitra eto amin'ny blaogy - fa mbola malalaka be ny vata fandraisana hafatra (?!) pissoa @ serasera.org :))

 

 

 

 


 

 

 


1 2 3 ... 28 29 30  Manaraka»