Nofinofiko taloha - hihihi

06/13,2006 | Ankapobeny

Hihihi, ny tranon'ny FOFIFA ... tsy io irery no nofinofiko taloha an ... sombiny fotsiny io, lol.
 (tohiny)


Teny tsy fantatra

06/05,2006 | Ankapobeny

Hafa kely ny nankalazana ny Pentecote taty aminay omaly. Nahafinaritra ahy fa nisy hetsika tsy mbola hitako/natrehiko tany Madagasikara sy teto Afrika Atsimo. (tohiny)


Ho an'i Neny

05/28,2006 | Ankapobeny , | Tononkalo

Faly miarahaba izay ny Reny rehefa mitsidika eto. Hmmm, tsy natao hitsodrano angamba fa dia mirary fahazotoana ho anareo hatrany

Hihihi, angamba kosa tsy dia tara loatra raha izao aho vao nanoratra e Somary sahirana nandritra ny andro dia tsy afaka nanoratra kely teto akory.

Efa misy post nataoko tamin'ny tapa-bolana, fa tamin'io mou no nankalazana ny Mothers'Day taty aminay. Fa ny androany ... Tononkalo kely no atolotra.

 (tohiny)


22 taona ngarangidina

05/27,2006 | Ankapobeny

Tonga dia haiko indray izao no tonga ao an-tsain'ny betsaka mahita io lohanteny io, Tssss!!! Tsy izany nefa fa ... (tohiny)


Mifanoroka eny an-dalana

05/21,2006 | Ankapobeny

(T)ao Jakarta (Indonesia)

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 ... 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 28 29 30  Manaraka»