Andao ho tonga saina
04/25,2006
| Ankapobeny
, | Tononkalo
Namely mafy (ony) ny havandra noho ny hadalan'ny mpitondra; dia sempotra (ony) Antananarivo; dia efa ho ngazana tanteraka (ony) ny Nosy ... Ny novakiako tao amin'ny dinika ao amin'ny serasera fotsiny ireo. Any an-kafa any koa inoako marimarina fa misy hafa mitaraina ... misy toetr'andro miova lava (toy ny eto aminay) Ka hoy aho hoe ... andao ho tonga saina. Oops, hoy i Raozy mantsy e ... izaho koa tssss, hihihi.
(tohiny)