Paka 2008

03/23,2008 | Ankapobeny

Nandresy ny Tompontsika

Mifalia isika, mihirà ny fandreseny
Nandresy ny Tompontsika
Maty ihany fa velona indray.
Ka ny asa be nataon'i Jesoa
Hamonjena antsika, natao ho levona tokoa ;
Fa ny fasam-bao dia nialany,
Fa izy no Tompon'ny aina tokoa. (Tohiny ...)
 
Mirahaba ny mpitsidika sy ny mpitsidika an'i Pissoa - the Malagasy nahatratra ny Paka. Mirary faherezana - fahombiazana - ary hafaliana ho an'ny tsirairay.

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 ... 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 ... 143 144 145  Manaraka»