14.03.06

Asa Izany ...

Posted in Tononkalo | 00:14

Asa izany ...

 (tohiny)

06.03.06

Kitikitika kely ...

Posted in Ankapobeny | 08:45

Hihihi,

  1. manara-maso alou zah an,
  2. dia mijerijery,
  3. dia mikitikitika ...
  4. dia manandrakandrana ...
  5. izay vao tsindriako ilay hoe Envoyer!!!

Fa raha tena te hamaky be ny mpitsidika dia tsy maninona fa apetrako eto ity tsianjery tamin'ny T1 ity

Madio izahay ...

I Neninay moa,

Mpipasoka mahay

Voapasony avokoa

Ny fitafianay

Oops, tsy tadidy ny mpanoratra ry zareo ah !

«Mialoha   1 2 3 ... 24 25 26 27 28 29 30  Manaraka»