"Ny tananao zary aponga"

06/17,2008 | Ankapobeny

(Tsy maninona ve raha nindramiko nataoko lohanteny io andalana avy amin'ny hiran'i Ndondolah sy Tahiry io ?)

 

Hitako teny an-dalana indray ity olona ity androany ... fa tsy ilay androany no hotantaraiko anao fa ilay indray mandeha izay.

 

 

 (tohiny)


Bony fety dada (Manerana - updated)

06/15,2008 | Izaho ... izaho foana

 

15 - 06 - 2008

 

Raha tonga ny fetin'i dada

Izaho no manolotra moa

Oroka sy arahaba :

Ba ny takolaka roa.

 

(Hi hi - tsy dia tadidiko intsony ilay tsianjery tamin'ny mbola kely).

 (tohiny)


Sipakely miavonavona be

06/11,2008 | Izaho ... izaho foana

Naharay fanasana aho androany.

 

 (tohiny)


~ arahaba sy arahaba ~

05/11,2008 | Tononkalo , | Izaho ... izaho foana


arahaba sy arahaba

 

 (tohiny)


~ special edition ~

05/06,2008 | Izaho ... izaho foana

To a loving brother

To a caring cousin

To a supportive friend

 

 

 

 

Tovana : Ampahany 1 - Ampahany 2 (hi hi - heard you've got the Buble addiction under the skin lol)

 

Pissoa 

 


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 ... 28 29 30  Manaraka»