Friendship
Hi hi hi - hisaorana ny nandefa azy tany amin'ny mailaka ;)
~ fa mamiko loatra ianao ry akany ~
Hi hi hi - hisaorana ny nandefa azy tany amin'ny mailaka ;)
Efa natolotry DadaRabe teto amin'ny blaogy.com ity tononkalo hoe Aloka ity tamin'ny 08 Novambra 2007. Ankasitrahana hatrany ny fifampizarana sy ny fizarana ataon'i DadaRabe :) Saika nasiako fanazavana kely tamin'izany nahita ny hevitra navelanareo namana aho, fa naleoko indray nandrasana androany.
Misy mpankafy na milalao Klotski ve ianareo ? Hosimbaiko kely ny «fankafizana» azy mantsy lol.
Ankoatra ny deminera, karazana solitera ary sudoku izay efa nolazaiko tany ambadika tany dia isan'ny mandany ny androko/alina koa ny Klotski ! Azavain'i Wikipedia tsara eto ny momba ny lalao.
Mba nojerijereko ny lalao mbola tsy vita tao ... handrakandramana e lol ! Fa vao nahita ilay Ithaca aho dia nanontany tena hoe mba possible ary ve io – lol. Nitaditady tamin'ny internet aho raha efa nisy nametraka solution amin'io puzzle iray io fa toa tsy mbola !
Ito amin'izay ilay hanimba ny fankafizan'izay milalao Klotski : eto misy valiny sasantsasany amin'ny puzzles lol. Hitako tamin'ilay nitaditady an'i Ithaca teo io. Aza vonoina aho eeeeeee.
Nandresy ny Tompontsika
Hamita adidys (hi hi - nasiko s satria il y en 2 ha ha ha) amin'i Maintikely aloha alohan'ny handehanana hikaly ! Vary sosoa sy ravitoto mangatsiaka ny kaly maraina 'zay te hihinana - miam miam.
(tohiny)