Tu veux ma photo ? [version 2&3]

03/18,2008 | Ankapobeny

 

Hamita adidys (hi hi - nasiko s satria il y en 2 ha ha ha) amin'i Maintikely aloha alohan'ny handehanana hikaly ! Vary sosoa sy ravitoto mangatsiaka ny kaly maraina 'zay te hihinana - miam miam.
 (tohiny)


Songadina 15-16 Marsa 2008

03/17,2008 | Ankapobeny

Songadina --- satria tsisy fotoana hanaovana zistwara, lol ---

 (tohiny)


Eeee ... hafa ihany i Violety ;) - [Version voahitsy]

03/13,2008 | Ankapobeny

[13 Marsa 2008] 

Nahitsin'ny mpandrindra ity endrika violety ity - dia efa mitranga etsy amin'ny sisiny havanana ny rohy !

 (tohiny)


Zistwara du 08 Mar 2008

03/09,2008 | Ankapobeny

Sabotsy 08 Marsa 2008 ( Hi hi - tsy resaka andron'ny vehivavy izy ity a. )

 (tohiny)


2x + log(arctan(bsin(theta)) - ou brrrrrr

03/06,2008 | Andalan-tsoratra

[Hi hi - elaela indray tsy nizara ny vokatry ny mailaka teto]

A mathematician is a device for turning coffee into theorems.
Paul Erdos
If you think dogs can't count, try putting three dog biscuits in your pocket and then giving Fido only two of them.
Phil Pastoret
It is not the job of mathematicians... to do correct arithmetical operations.  It is the job of bank accountants.
Samuil Shchatunovski

Can you do Division?  Divide a loaf by a knife - what's the answer to that?
Lewis Carroll
If there is a God, he's a great mathematician.
Paul Dirac
In mathematics you don’t understand things. You just get used to them.
John von Neumann

 

 

Hamaranana azy ... "film" efa nalefako teto ito fa mbola tiako be foana, lol : Jereo eto !

Sans rancune :-P

 


«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 ... 28 29 30  Manaraka»