Tsisy titra

08/13,2008 | Ankapobeny

(Yawning) 

Firy izay ny lahatsoratra efa nataoko vakiraoka fa dia tsisy vita e ! lol. Tsisy inspiraka hilazana azy tsara sns. Lasa vakiraoka daholo fotsiny. Raha hitanao ity lahatsoratra ity dia mba nanam-bitana izy izany ka tsy lasa vakiraoka fotsiny lol.

 (tohiny)


Blog for fun ... Blog for a cause

07/25,2008 | Ankapobeny

Efa miketrika be ny mpitoraka blaogy efa nilaza fa handray anjara amin'ny hazakazaka amin'ny blaogy Blogathon 2008 !

 

Efa vonona ao koa ny toerana hiresahana mivantana (chat) amin'izany. 

 


Mba tsiditsidiho ihany ny zaza-vavy dia andao indray hiara-hanala azy ! Mitoraka blaogy ihany no atao, ao amin'ny zaza-vavy.org no alefa. Miresaka ny revin'ny ankizy (so sweet).

 


I feel so real

06/29,2008 | Ankapobeny

Fandraisana anjara amin'ny blog carnival ... fankalazana ny fete de l'internet koa angamba ... Mbola amin'ny midnight no farany fandraisana anjarana :)

 

 (tohiny)


Virtual Hangover lol

06/24,2008 | Ankapobeny


Mitombo ihany ny rediredy ato lol ... zao angamba no atao hoe virtual hangover fa dizina tamin'ny cyberfety (nefa za toa tsy nandray na bex iray aza kle ...)

 

 (tohiny)


Fanaka Malemy ?!

06/22,2008 | Ankapobeny


Ataoko dika petaka io ny hevitra navela tao amin'ny Manyland mikasika ny Fanaka Malemy :

 

 (tohiny)