Aloka : Ny tao ambadiky ny sehatra (rideau ?!)

03/31,2008 | Tononkalo

Efa natolotry DadaRabe teto amin'ny blaogy.com ity tononkalo hoe Aloka ity tamin'ny 08 Novambra 2007. Ankasitrahana hatrany ny fifampizarana sy ny fizarana ataon'i DadaRabe :) Saika nasiako fanazavana kely tamin'izany nahita ny hevitra navelanareo namana aho, fa naleoko indray nandrasana androany.



 (tohiny)


Raha sendra

03/03,2008 | Tononkalo

Hi hi - misy tantara kely hors sujet aloha eto ampanombohana. Androany aho nametraka comments tamin'ny blaogy iray mangataka email ... dia avy eo nataoko tao amin'ilay hoe website ny password, lol. Izaho nefa tsy mba mpameno iny hoe website iny akory - hi hi hi.

Bon --- io amin'izay ilay tena post fa vita ny hors sujet !!!

 (tohiny)


Boky Fianarana

01/11,2008 | Tononkalo , | Partage

Efa hitanareo ve ito ? ... aiza moa izy teo, lol

 

 (tohiny)


Ity Noely Ity

12/24,2007 | Tononkalo

Eto am-panombohana dia mirary soa sy fahombiazana ho an'ny tsirairay mpitsidika na mpitsidika ny Pissoa - the Malagasy amin'izao Krismasy izao.

 

Ity Noely Ity

(Fomba fijery hafa, nahita ilay Krismasinay Kamboty nosoratan'i Fredy Jaofera) 

 (tohiny)


Do I Love Thee?

11/09,2007 | Tononkalo

Efa kelikely sisa dia ho vita vaky "voalohany" ilay boky teto. Isan'ny tiako be tao anatiny ity tononkalo ity (Page 43 amin'ilay boky).

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6  Manaraka»