Voalohany !

04/29,2007 | Andalan-tsoratra

Tsy izaho izany an Tongue out Fa hay ve ny olon-dehibe koa miady voalohany e, hihi !

(Blaogy isan'ny arahiko isan'andro koa ny Blaogin'i FemaleScienceProfessor --- mahatsikaiky ...) 


Welcome Home

04/13,2007 | Andalan-tsoratra

Ho tanterahina any ampiangonanay amin'ny Alahady izao (amin'ny lamesa faharoa amin'ny 9 sy sasany) ny "Welcome Home Mass".

Eny amin'ny fiainana eny dia betsaka ny antony mety mitarika antsika handao an'i Kristy sy ny Fiangonana. Ohatra amin'izany ny Fisaraha-panambadiana, Fahafatesan'ny olona akaiky, Olana tao ampiangonana, tsy fahafahana fanadinana, Bevohoka tsy nanam-bady, ... Any anaty any nefa indraindray, mbola miteny ilay feo kely nanentana hatrizay ; mbola tsy maty ny fitiavana ilay "akany" nanabe ... saingy tsy ampy ny hery hiatrehana ny fiverenana indray.

Ankoatra ny ezaka notakiana tamin'ny Katolika tsirairay tamin'ny Karemy, amin'ny handinihan-tena sy hanatsarana ny fanarahana an'i Kristy, dia nentanina koa ny Kristianina tao amin'ny Paroasinay, hanetsika ireo "Inactive Catholic". Ny tanjona dia ny manampy ireo Kristianina Katolika nanapa-kevitra ny "tsy hivavaka" intsony, mba hiverenany indray amin'ny lalany taloha - raha mbola tiany izany. Dia izay ilay "Welcome Home". Ny fandehany dia samy mijery ireo Kristianina Katolika namany any ny tsirairay, ary manokana fotoana hihainoana sy hifampiresahana ny olan'izy ireny.

Vita ny Karemy tamin'ity taona ity saingy tsy mitsahatra eo akory ny fifanampaiana. Amin'ny Alahady, dia atokana ho azy ireo ny lamesa faharoa ao ampiangonana. Hiarahabana ireo tapa-kevitra ny ho Kristianina indray, ary hivavahana ho an'ireo mbola tsy tapa-kevitra. Aorian'izay dia misy fiarahana miala hetaheta, toy ny isan'Alahady ihany --- fa tamin'ity indray mitoraka ity dia nasiana fanentanana manokana  mba hifankahalala bebe kokoa ny olona ao ampiangonana.


Ami

02/05,2007 | Ankapobeny , | Andalan-tsoratra

Un ami...

(Ialana tsiny fa tsy fantatro ny source - angamba atao hoe ny email voaraiko vao teo lol  :) ) 

 (tohiny)


Evil People

06/21,2006 | Andalan-tsoratra

There are two kinds of evil people. People who do evil stuff; and people who see evil stuff being done and don't try to stop it.

-- Rosalind Wiseman (Mean Girls)


Planning

04/20,2006 | Andalan-tsoratra

Failing to plan is planning to fail.
-- Effie Jones

 (tohiny)