Illustrated Anthology of Love Poems

10/23,2007 | Partage

Ah la la ! Fotsy mihitsy ny voloko mitady an'ilay Musashi novel iny (Version anglisin'ny La Pierre et le Sabre + La Parfaite Lumière) tany amin'ireo fivarotam-boky manodidina tato ho ato fa eeeee, tsy nahita e :( Ho fampiononana ahy angamba dia nisolantsolana teo ambany masoko ity boky ity androany :

 (tohiny)


Pray as You Go

03/16,2007 | Partage

Noresahina niaraka tamin'ny namana Jesuite teo ( ;) ) dia zaraina amin'izay liana eto indray aloha ! http://www.pray-as-you-go.org/(tohiny)


Why Men ...

08/27,2006 | Partage

Hihihi - nandalo tany amin'ny fivarotam-boky iray izay izahay androany ...

 (tohiny)


The Big Questions in Science

07/09,2006 | Partage

The Big Questions in Science.

 (tohiny)


Proof

06/30,2006 | Partage

Hmmmm, film vao avy nojereko teo io.
 (tohiny)