Rehefa tahaka izao

04/17,2008 | Izaho ... izaho foana

Rehefa tahaka izao 

  (tohiny)


Tu veux ma photo ?

02/21,2008 | Izaho ... izaho foana

Ou la la !!!  … Aza tratrako any amin’ny tournant x Ikalakely fa ajedako ! Inona hono ny secret :( efa hoe sekre koa inona ary ! Inona indray re ny lainga be atolotra anareo eto e.

 

 (tohiny)


Mandra-pihaona ?!

12/26,2007 | Izaho ... izaho foana

Le monde a l'envers ...

--- PS : Tsy te hanoratra mihitsy aho androany. Tsy tiako hihamatroka intsony mantsy ny blaogy … saingy rehefa alina ny andro (amin’ny folo sy fahefany alina izao) dia tapa-kevitra fa hanoratra indray ---

 

--- PPS : Ialana tsiny ety am-piandohana izay mety ho fahadisoana amin'ny fitsipika sy ny teny, tsy iniana ny ankabeazany (ie - izaho minia mandiso indraindray) amin'ity indray mitoraka ity, fa tsy ho asiako fanitsiana ity lahatsoratra ity androany. Ialana tsiny koa ny teny vary amin'anana ! Tena mahay miteny gasy tokoa aho, ary tsy mahay hafa tsy teny gasy ... saingy izay ilay izaho be hetsi-po, fa tsy asiako fanitsiana hoa !!! ---

  (tohiny)


miali : tongasoa !!!

12/11,2007 | Izaho ... izaho foana

Maromaro tsara ny mailaka avy amin'i fakitera@blaogy.com androany ; ilay mailaka miteny hoe

 (tohiny)


Toy ny vao omaly !

12/02,2007 | Izaho ... izaho foana

Vao nigadona ny volana Desambra omaly, dia nigadona tao an-tsaiko daholo koa ny fahatsiarovana anao, ny fahatsiarovana antsika. Vita sary tao daholo ny hehy sy ny tomany, ny sangy sy ny bedy, ny resaka nifanaovana, ny takariva eo amorom-patana na teo ambany diavolana. Fantatro fa tsy maitsy horaiketiko ao amin'ny blaogiko ny ampahany amin'ireny ...

 (tohiny)


«Mialoha   1 2 3 4 5 6  Manaraka»