Boky Fianarana

Published on 01/11,2008

Efa hitanareo ve ito ? ... aiza moa izy teo, lol

 

Misy takelaka an'i Bilakarenjy ao amin'ny  artiste-malgache.com (fa tsy ilay ato amin'ny blaogy.com izany a ! ). Randrana ... mitahiry ny lasa, mamoaka ny androany, mampiseho ny ampitso ... no hiantsoany (sa hamaritana moa ?) azy. Misy asa-soratra milay be ao ! Ilay resaka boky fianarana no tena nahatsikaiky ahy. (Raha sendrasendra hamaky ao ianao dia ery ambany be ery misy hoe "Fanolorana", eny no atomboka ... misy laharana ny ambiny, ary ao amin'ilay hoe "Next Entries" no tohiny).

 

Misaotra ny mpanoratra.

 

Pissoa 

 

 

 


Hevitra

  1. 01/11,2008 | 21:05

    misaotra akia ry pissoa nanoro fa be mihitsy ange ny mana-talenta eto izany e !

  2. 01/11,2008 | 22:04

    Dia samia manoratra e.
    Sambatra kokoa izay manoratra noho izay mamaky! hoy ny Tompo...
    hihiihi
    dia mahereza e

  3. 01/14,2008 | 12:57

    misaotra an'i pissoa fa dia tena manana namana tokoa .
    Mankasitraka sy mankantelina .

    Manoroka mamy be anao .

  4. 01/16,2008 | 00:43

    Manao ahoana Pissoa à
    Hay niova endrika indray ianao ! Mahafinaritra kah !

    fa ahoana aloha ity é :

    Sipakely miavonavona be.
    Sarotra hifandraisana.
    Mora tezitra sady mpitana alahelo.
    Kizintina.
    Vezetarianina.
    Tsy tia gateau fa tia labiera.
    sns.

    Ianao an !

  5. 01/16,2008 | 09:01

    hihihi tsatsa njy naverin dadarabe nabaribary ny halatsiatoetsanjy. hihihi zokimbomanga ny dika zany e lol

  6. 01/16,2008 | 11:29

    DadaRabe : Tonga soa eto amiko indray aloha e ! Aleo ovaina kely indray e.

    No comment ilay mombamomba ! Atao ezaka 2008 ony ozizy ikalakely :-P

Leave a Reply

Hampiditra hevitra









 authimage