2x + log(arctan(bsin(theta)) - ou brrrrrr
Published on 03/06,2008
[Hi hi - elaela indray tsy nizara ny vokatry ny mailaka teto]
![]() |
A mathematician is a device for turning coffee into theorems. Paul Erdos |
| If you think dogs can't count, try putting three dog biscuits in your pocket and then giving Fido only two of them. Phil Pastoret |
|
| It is not the job of mathematicians... to do correct arithmetical operations. It is the job of bank accountants. Samuil Shchatunovski |
|
![]() | Can you do Division? Divide a loaf by a knife - what's the answer to that? Lewis Carroll |
| If there is a God, he's a great mathematician. Paul Dirac |
|
![]() | In mathematics you don’t understand things. You just get used to them. John von Neumann |
Hamaranana azy ... "film" efa nalefako teto ito fa mbola tiako be foana, lol : Jereo eto !
Sans rancune :-P



tena matematika marina ny fiainana e!
tsy maintsy maty @ farany lol
mahereza e!
manao ahn ny fandriampalemana any @ pissoa any zao!
tandremo mande irery eny andalana fa misy manao am-paosy hn an
if you think Hery is always smiling, try to write something crazy in serasera...dia ho hitanareo raha tena mitsiky izy na mitsiky tsy ravo, lol
Ilay akoho no tena misenina :-D
Mahita atao ny matematisianina ka lol
simp : hi hi hi !
jogany : mdrrrrr ! iny njay no tsy hitako.
Tokinao : lol
ilay misy alika no tiko be, lol
ny an-dry pissoa koa! ny olona mba miblogy tsy ahitana an'itony matematika itony kay mbola izany ihany no hita ato :)
racine d'une poule ve tsy ho poule ho atranazy ihany :D
Miantso anao aho Pissoa rehefa manana olana matematika à!
Mahita zavatra miscennn b fona koa reto akama reto an,
misy mieritreretrin'ny racine de poule ve koa aiza ndray aza izany!!!lol
za oà tsy tia matematika, efa elà be zà vao nahatadidy 9x8=??