Tu veux ma photo ? [version 2&3]

Published on 03/18,2008

 

Hamita adidys (hi hi - nasiko s satria il y en 2 ha ha ha) amin'i Maintikely aloha alohan'ny handehanana hikaly ! Vary sosoa sy ravitoto mangatsiaka ny kaly maraina 'zay te hihinana - miam miam.

Ny adidy voalohany dia hoe mikarokaroka izay efa voasoratra dia manome lahatsoratra iray araka ny sokajy (eo ambany) ... dia ireo ary no hita, sa hoe ireto no tiako vakianareo indray, lol.

*** Sur ma famille : Ry Volana.
Tamin'ny nandaozan'i Neny antsika [PS : - aza asiana hoe "Mahereza" rehefa mametraka hevitra fa otran'ny hoe malahelo indray nefa tsy izany fa adidy ity dia atao fotsiny lol].

*** Sur mes amis : Mitrotro anao ...
Hi hi - Nisy nihevitra hoe namana vehivavy natao mariazy io notrotroiko am-bavaka io. Anjekaky ooo.

*** Sur moi : Tu veux ma photo ? ... ilay version taloha.

*** Sur quelquechose que j'aime : Deminera !
Olona tsy tia "mifaninana" aho. Raha vao misy hoe mifaninana amin'ny olona - na lalao - na tsy lalao dia tsy tiako - Fa ataoko ihany indraindray. Antony tsy hilalaovako eseky [izany ry mpilalao eseky], tsy hanaovako belote, tsy hirotsahako miss monde (ha ha ha), tsy hitiavako des chiffres et des lettres, tsy hitiavako baolina sy ny sekoly misy concours d'entree etc. Izay koa no mahatonga hoe deminera, solitera (isan-karazany), sudoku sns no lalao tena ankafiziko ; fast walking, hiking no fanatanjahan-tena tiako sy ataoko indraindray - ary mamaky boky no fialam-boliko ankoatra ireo.

*** About anything: Ny sisan'ny fanavakavahana any Afrika Atsimo.
[PS : Tongava re, tongava re ! Tongava handika teny rehefa misy fotoana.
Na dia degany be aza ny fandikana teny, ho ahy manokana dia sady manatsara ny anglisy ilay izy - no manery ahy hikaroka ny teny Malagasy]



Adidy faharoa : Sur quel rescape du lost on craque ?
Jin !!! Satria izy tena manampy be amin'io tantara io na dia tsy mahay miteny anglisy aza. Ny petit faible pour les asian mecs koa mi-contribuer ao, ha ha ha.

 


Hevitra

  1. 03/18,2008 | 13:14

    OK ! OK !
    arahabaina nahaefa adidy.

  2. 03/18,2008 | 14:59

    hehehe arahabaina e!

    tsy za irery kay no tia deminera sy sudoku !hihihi

  3. 03/18,2008 | 15:35

    nandalo teto aho androany
    miss monde ony ra samy manao sika roa de iza re no giadany e? lol

  4. 03/18,2008 | 15:46

    pas Jin....I have a Lost scoop on him (gossip girl rules!)tell me if you want your eye-candy to end tomoroow lool
    degany lé trad annn nefa nareo MILAY BE! clap clap clap clap 60x! Pisssoaaaa

  5. 03/18,2008 | 20:09

    Mahereza e!lol

  6. 03/18,2008 | 22:51

    kamo be za zany le :)

  7. 03/18,2008 | 23:43

    Ikalamako : saotsa e !

    Maintikely : ary tsika sy njy zany tena hmmm ... nisy clonage tany ho any, hi hi. Je vais demander a Jogany de faire une petite liste de notre points communs lol.

    Sazykely : dia hoe ze zanjy ve manja foana ? houin houin, hi hi.

    Jogany : tokony manao fifanarahana tsika. Tu fais la trad et je corrige la version gasy ... Deal? hi hi

    New2dago : ha ha ha ! maditra an !!!

    Simp : kaloha hiantsoako fanahy masina njay elah ! hi hi.

  8. 03/19,2008 | 12:38

    HAy misy version maromaro

    Miandry ny version 4 indray izany pissoa an

  9. lap
    03/19,2008 | 15:36

    Nahita 8 ihany ve zao deminera zao e ?

  10. 03/19,2008 | 16:28

    DadaRabe : hi hi - tonga dia version 5 amin'ny manaraka ka.

    Lap : Tsy mbola nahita foana leisy hatramizao kle, tsssss :(
    fa le score aloha efa niova e :-P

  11. 03/19,2008 | 22:34

    sudoku? je connais pas cette position hoy ilay ranamana henoko tany an'anona tany (tsy haiko tsony oe taiza!)

    ilay fifaninana mety hitovizantsika roa izany io, rehefa terena vao manao fa raha mbola samy azo atao kalamina dia mety koa

    Big bravo amin'ilay GVO fa tena efa 4 text sahady an... mbola ho avy ao fa vao hanafatra dico!!!

  12. 03/20,2008 | 04:29

    Maintikely aime pas les jupes
    Pissoa aime pas non plus
    Pissoa elle écrit beaucoup
    Maintikely pire...
    désolée tena zay ihany ny points communs nareo ... lol!!!
    Zà tena 1/20@ deminera, dé lé resaka trad' vao maika lasa adala eo ianao,

  13. 03/20,2008 | 11:05

    ts oe manja foana fa manja mitsy e

Leave a Reply

Hampiditra hevitra









 authimage