Paka 2008
Nandresy ny Tompontsika
***
PS : Tamin'ny lalan'ny Hazofijaliana voalohany tany am-piangonana tamin'iny karemy iny dia nampanontany tena ny tsirairay i maoperanay hoe iza amin'ireo fijanonana amin'ny lalan'ny Hazofijaliana no manamarika ny fiainany amin'izao fotoana izao ka tiany hodinihina manokana ? Ireto ny zavatra dinihina rehefa manao ny lalan'ny Hazofijaliana ny Katolika (Source : Wikipedia - mbola kamo aho hi-google ny source Katolika lol)
- Jesus is condemned to death
- Jesus receives the cross
- Jesus falls the first time
- Jesus meets His Mother
- Simon of Cyrene carries the cross
- Veronica wipes Jesus' face with her veil
- Jesus falls the second time
- Jesus meets the daughters of Jerusalem
- Jesus falls the third time
- Jesus is stripped of His garments
- Crucifixion: Jesus is nailed to the cross
- Jesus dies on the cross
- Jesus' body is removed from the cross (Pieta)
- Jesus is laid in the tomb and covered in incense.
Hi hi - ny loza (non - tsy loza ka ... mbola mitohy mantsy ny fiainana) dia hatramin'izao mbola tsy fantatry i Pissoa ny valin'io fanontaniana io ho azy manokana lolol.
Zoaezy paka njy :-*
d mirary soa ihany koa :)
arabaina nahatratra nty paka daholo ô!
Misaotra pissoa a :-)
Tratry ny paska pissoa a!
tsy nande mafy t@ fiara an!
15. Jesus enjoys heaven
Pitou : mci dia zoiezy paka ho andry koa !
Tokinao : mankasitraka e !
News2dago : tratra ny paka e !
izaho no nandeha mafy fa tsy ilay fiara, lol.
simp : hi hi hi - fa tsy new tomb ve aloha.
Tratry ny paka.
Ny manamarika ahy tsy fantatro fa ny manamarika ny tontolo iainantsika dia ny fijanonana X (romana)
10 amin'ny soratra arabo,
lol
mirary soa o !
maintikely : sady ny tontolo any aminjy any mahafinaritra !
Harilova : lol !
Mirary soa Ikalamako a !
tratry ny paka! fa ny ahy ny tsy azoko dia hoe fa maninona mihinana chocolat nefa jesosy aza nijaly be tamin'izany? sa tsy misy hifandraisany!
vita ny fety