(Pissoa - the Malagasy)
Published on 04/22,2008
Trad : Pissoa - the Malagasy : mis entre parentheses lol.
Ndeha mba hanaraka ny dian'i zandrinay aho lol, hikatsaka ny mahasoa aloha (ha ha ha). Sa re ny dian'i Mirana (Vanilla) no arahiko e ! Non - tsy hanaraka ny dian'ireo aho fa tsy hiblaogy matetika intsony fotsiny.
Antony (mila antony angaha moa ianareo ... non - tsy mila fa ho an'ny blaogiko fotsiny no hanoratako azy lol)
PS :
- @ jogany : don't hate me hi hi. I'll try out the group chat!
- saika tsy nalefako ny fametrahana hevitra ... fa aleo ho eo ihany
- mbola mandeha ny mailaka ... (sy ny forum - hi hi)






ouin ouin ouin
"very namana aho nilaozanao
..."
snif snif
akory atao fa ny mahasoa an'i pissoa aloha vao ny mahafinaritra anay namana virtoaly
"...aza maharitra ela loatra fa rehefa miverina tiako ihany" (io mou le hira nampombaina ny zandrin-njy ?
izao izany no hoe handao ity tanà-nahazatra koh
snif snif les mots me manquent grrrrr
snif snif
WAT!!!
ok ok ok
simp is down
now pissoa...
man...
this is the start of a very long and boring mono-spamming....
take care !
btw Mirana is reblogging but she'll kill me if I give out her new blaze...ask her ask her
So you got the facebook bug too??? Nanary ny akoho taman-trano (blaogy) fa nahita akanga tsara soratra (facebook) lol no wait that is me ahaha...
My gosh I tell ya...Jo is like NEVER taraiky!!! I don't know how u do it girl lol....Somebody
gotta give u prize! Make me famous aahahaha...
Ikalamako I miss youuuu!!!! KEN LEEEEEEEE!!!! Veloma any @ ramazotti ^_^ de aiza ilay sexy gendarme LOL za efa miandry beeeee...
PPS: Dear Jo,
Yes I will kill you... lol
Luv and peace (ignore the kill word above)
Pissoa sorry I'm totally spamming your post ahaha...What else am I supposed to do? I'm your evil twin remember lol...
Work and study at the same time. Hard but feasible. After all, that's what grad studs are for.
Mazotoa mianatra tsara ry Pissoa fa ianareo no fanantenan' i Gasikara rahatrizay.
Ianareo no antenaina ho "Umkhonto we Sizwe" (lefon' ny tanindrazana)-ntsika eto e.
:-)
efa omaly aho no te haneo hevitra fa tsy nisy nisokatra taty ireto fametrahana hevitra ireto fa nafenin'i pissoa ratsy fanahy ilay izy! sady efa tsy hiblaogy intsony izy no mbola mampifilafila ihany!lol!
mahereza kanjoko e! mba mamela hafatra any @ blaogy hafa rehfa misy fotoana e! ok!
Sambatra mahita mahasoa :-p
Ny ahy toa mahafinaritra daholo fotsiny...
Ouh la la ...
@ Ikalamako : lool - aza mitomany, tsy hiala tanteraka hoa tsy fa hanao blaogy mavitrika fotsiny hi hi.
@ jogany : hi hi. But ... I didn't know simp also gave up on blogging :(
@ Mirana : spamming is always the most welcome here, Specially now that I've got to ask you about the famous new blog of yours ... hi hi
@ lehilahytsyresy : Misaotra e !
@ new2gado : lol. Efa nalefako indray e hi hi. Mazotoa e.
@ Hery : mbola vao hotadiavina ilay mahasoa ka. hi hi.
:b:b:b
Totsiens, Pissoa ! Vaarwel ! Liefdegroete ! Goed geluk ! Mag die Here jou seen.
pissoa: mirary soa :D
Tandremo tsy tanteraka ireo antony be dia be ireo an!
razaordira,
hu hu hu
baie goed
kan jy afrikaans praat?
Fa ahoana no mampijaly tena be tahaka izany pissoa? Mianatra, miasa, mianatra, mianatra, miasa ... Mety hahafinaritra kokoa raha hoe: Mianatra, blaogy, miasa, blaogy, mianatra, blaogy ... mba ekilibré e!
Izany izany ilay tononkalo mbola hitohy tsy rehefa pension njyy vao hisy tohiny, izaho angamba efa lasana amizany! Dia ahoana?
Dankie, xxx. Ek woon in Kaapstad, maar ek kan nie afrikaans praat nie. Ek is jammer.
xxx : kan jy afrikaans praat ? hi hi
Razaoridira : Ek geleef in Kaapstad in 2004. (maar ek praat nie afrikaans ) ... Ek gedink jy was in Japan lol (Avy @ le IP hi hi)
Dankie vir die wens.
Mainhtikely : hi hi - ezahina e lol.
Lalasoa : tsy mampijaly tena izany ka. Ilay mianatra teny vahiny io zao ohatra dia tena for fun fotsiny mihitsy no hanaovako azy hi hi. Tahaka izany koa ny mahandro sakafo. Mais je dois aussi avouer que je suis plutot en panne d'inspiraka maintenant cote tononkalo et creative writing hi hi.
"mianara tsara fa ho avin i Gasikara"
Ho tsara mandroso ho tsara miverina @ fitadiavana e ! SOAVA tsara retsy a !
Kdômbitah
ataovy tsara razoky ny fianarana ah! saingy aza ariana ihany koa ny akama virtualy fa milay daolo nge zareo reo e lol na de lasa taloan sé aza aho hihihihi
Namaky ny commentaires-nao tary amin'ilay blaogiko hafa aho dia nihazakazaka nankaty hoe Pissoa est de retour, hay nandalo dia niserana fotsiny!
bonne chance amin'izay atao e!
Dia mirary soa e :-).
Mba miserana fotsiny za de manoratra