~ special edition ~
Published on 05/06,2008
To a loving brother
To a caring cousin
To a supportive friend
Tovana : Ampahany 1 - Ampahany 2 (hi hi - heard you've got the Buble addiction under the skin lol)
Pissoa
~ fa mamiko loatra ianao ry akany ~
To a loving brother
To a caring cousin
To a supportive friend
Tovana : Ampahany 1 - Ampahany 2 (hi hi - heard you've got the Buble addiction under the skin lol)
Pissoa
Dia apy berfdey izany ho an'i Pissoa'sss
brother, cousin, friend' ko
Arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahan'ilay Boer mpirai-tampo mpanohana.
azafady fa diso fanoratra aho teo. Miarahaba tratry ny aniverisera. (brother no saika nosoratako fa diso.)
beau versère ho an'i
Published on 05/06,2008
loving brother
caring cousin
supportive friend
ny ampiako quiss fa tsss versère ve dia tsy mba hifampismacksmack
(mba ampitao any fa aza atelina fa tsy mahatsara an-droky an)
Ela ny ela ka antitra ihany retsy a... Lasa ny saiko hoe toy ny vao omaly ilay sary niaraka t@ bebe teo @ terasy. Enganie ka mba nitombo fahendrena ihany tokoa niaraka t@ taona. hihi
Misaotra indrindra antsika rehetra e. Sitraka enti-matory, ho valiana raha mahatsiaro.
Misaotra an'i kala pissoa ihany koa. Mirary soa, ho tahian'A/tra, hifanatitra @ fianakaviana.
And Thank God, It's on my Bday that I get to watch Ocean's 13, what are the odds? that's a dream come true :)
bonne anniversaire aky malala
bonne anniversaire aky cherie eeeee!
mirary soa e!
smackkk be @ ilay anniversaire izany e!