Sipakely miavonavona be

Published on 06/11,2008

Naharay fanasana aho androany.

 

 

Tsia ka, tsy ho lazaiko anao hoe avy aiza ilay fanasana ! Ny hany holazaiko anao androany dia amin'ny anaran' Atoa. My-real-surname My-usual-name-in-the-professional-world ilay fanasana. Tsy manome tsiny na iza na iza aho a, toa tsy mbola nisy antotan-taratasy mantsy nalefako tany amin'izy ireo milaza fa "mbola" Ramatoa kely ny titre-ko amin'izao fa tsy Atoa. Mampihomehy ahy fotsiny ilay izy, mbola mampihomehy ahy foana na dia tsy vao izao aza no nitranga io fahadisoana ... Tsy fahadisoana mantsy e, common sense angamba ! (Rehefa sendra mazoto aho mety hosoratako amin'ny blaogiko ihany ny tantara mampihomehy rehetra mikasika io  Andriamatoa Pissoa io ha ha ha)

 

Zany eo ihany fa iza no niteny an'iza hoe tsy mitoraka bilaogy intsony aho ?!

 


Hevitra

  1. 06/11,2008 | 21:51

    Satria tsy any amin'ny tany malagasy no misy anao angambany dia tsy hainy na lhl va vhv ianao ?

    Léééé, tena nahita fika vao² indray ikala Pissoa @ ireo cadres misy vaovao an ! humm !

  2. 06/12,2008 | 05:17

    TWITTER????????AHHHHHHH HHOW COMA I DIDNT KNOW ABOUT THIS???
    DELICIOUS???? AHHHH
    i might still be a little tired

    pardon me

  3. 06/12,2008 | 07:02

    how "coma" ? somebody's gotten into a coma ?

    A smile dia ampy.

  4. 06/12,2008 | 10:25

    tsy amantaran-dahy sy vavy :-P

  5. 06/12,2008 | 10:44

    Confirmations vitsivitsy:

    - i Pissoa dia tena vehivavy (tsy hitanareo ve izao maha vehivavy azy izao?)
    - i Pissoa dia présente be.
    - i Pissoa dia miavonavona (zah kou)

    ity farany ity tsy confirmation fa conviction personnelle
    - i Pissoa dia fitambaran'ny contradiction roa, sady masiaka no be ronono, sady Pi (toaka) nefa soa (yesss... Martini mamy kanefa mahadizina? lol)

  6. 06/12,2008 | 18:22

    k in moa zany fa dia mitombona ihany le hoe zakan'ny anabavin'i xxx eeee :b:b:b

  7. 06/12,2008 | 19:23

    @kdaombaramita : nope - ny gasy ihany no manao io fahadisoana io ka :-P
    Hi hi - mba nitady fombafomba hampitana vaovao tamin'ny aterinetoe lol

    @jogany: wake up! efa ela aza io delicious io, fa le twitter vao haingana ka.

    @LeComateuxPlaisantin: hi hi - that's part of her charm man hi hi hi

    @ikalamako : hi hi hi.

    @Hery : Ha ha ha - saika nataoko post mitokana ny famaliana an'i hery fa aleo fintinina eto tampoka ! Fa mety marina ilay fanamarihana farany ka ! Pissoa is a gemini girl ha ha ha.

    @simp : ary elah mamoaka tsiambara-5 any amin'ny mail kle tssssss. Raha misy (aleo tsy tenenina inona) mandalo eto zao d'efa ho faly ery mahita an'io soratr'elah io ha ha ha

  8. 06/12,2008 | 19:24

    Hadino indray ... ary i Hery ity mahitahita a ha ha ha

Leave a Reply