Rakibolana

Published on 07/05,2008

[Update sehr importante: Ovaina kely fa lasa ilay teny vary amin'anana indray no haninareo alohan'ilay rakibolana amin'ny aterineto - Mazotoa homana ary ha ha ha] 


 

Jeder weiß angamba que tengo muchas problemas a driver my fransozich. I need un bon nombre de Wörterbücher rehefa mandika teny o escribir un informe. Ireo ny diccionarios ich verwende usually :)

PS :

  • Tsy tsiniko raha tsisy logo a - tena mbola kamo be aho hanamboamboatra sary kely hi hi hi
  • Efa ireo daholo ve ? Poika ... tsy tadidiko ny sasany lol


Hevitra

  1. 07/05,2008 | 22:20

    Tsy haiko alou fa zah vahiny
    Vao tonga tamin'ny dimy
    Ny train nandehanako aza vao iny lasa iny

    Danz ihany le latsahan'ny Fanahy Masina dia miteny amin'ny teny tsy fantatra ry pissoa an !

  2. 07/05,2008 | 23:53

    Angadin-tsika mihitsy io vary amin'anana io an!? Mety mankarary sofina raha henoina saingy mahafinaritra ny maso ny mamaky azy!

  3. 07/06,2008 | 00:00

    awesommmme this is why i love this gal shw knows chinese! za hoa draydray mandray mail avy any amin'ikalamako dia tonga dia teny allemand be degany be,...explanation!

  4. 07/06,2008 | 15:19

    mety ho tsara ihany raha atao vary @akotry ohatrizao ny firesaka e? Tonga dia hay daholo ny alemana, ny spanola, mety ahay swahili ihany angamba

  5. 07/07,2008 | 00:58

    Fa vazah doly ny nanao an'le firaiketana na ilay websters an :)

  6. xxx
    07/07,2008 | 01:05

    I'm sick of this sickness

    mba adikao teny gasy azafady :lol:

  7. 07/07,2008 | 14:28

    Barzah ! Djema ! Marhaba kwezi !
    :-)

  8. 07/07,2008 | 18:29

    xxx : ha ha ha !daroka xxx :-P

  9. 07/08,2008 | 20:15

    Sayid-Omar hi hi hi - zay vao fantatro hi hi hi.

  10. 07/10,2008 | 09:35

    kikoo mandalo rem mitady resaka ok vita ny spam

Leave a Reply