Kiss Kiss

Published on 07/12,2008

(To Sazykely)

 

Just to make you smile on your birthday ... raha sendra mandalo eto :)

 

Happy bday njy + Lots of love,

 

Lanezy

 

PS : Saika le sary "Mpiasa tany mody" no nataoko fa sao dia mampime be loatra dia aleo atao kisoa mitrongy ! Tadidin-njy mpiasa tany mody ? ha ha ha.

 


Hevitra

  1. 07/12,2008 | 14:50

    Hurra! hurra! hurra! izany ho an'i Sazykely e! Vao ny ampahefa-dalana no vita ka mahereza sy soava dia e!

  2. 07/12,2008 | 15:30

    hepy bairfidey sazikely kay !
    kisy be mihitsy (raha mandalo eto :-P )

  3. w
    07/12,2008 | 16:43

    H. B., S-K.

  4. 07/12,2008 | 18:46

    *Happy Bday Sazykely*
    mirary soa,

  5. 07/12,2008 | 19:10

    lol

  6. 07/12,2008 | 23:04

    bo versera sazikely

    pissoa: tsy azoko ny dikan'ilay kisoa mitrongy aloha fa na izany aza mampime :)

  7. 07/13,2008 | 11:14
    tena mety ka le kiss kiss amin'izao azo adika kisoa kisoa! dia tsatsy ny fetin'ny omaly izany fa izaho izao vao nitsangana indray e
  8. 07/13,2008 | 13:50

    arabaina ô!

  9. 07/13,2008 | 17:35

    tratry ny fety e

  10. 07/13,2008 | 18:53

    Hi hi hi - fahatsiarovana fahazazana io ry zareo e, mba hampihomehy an'i sazykely rehefa mandalo eto fotsiny :)

    Misaotra antsika rehetra.

  11. 07/22,2008 | 15:40

    mankasitraka antsika rehetra e!
    tadidiko io sary io ary mbola any ilay kahie ankanga misy an'io lol
    kiss ho an'ny zoky Lanezy

Leave a Reply