Blog for fun ... Blog for a cause

Published on 07/25,2008

Efa miketrika be ny mpitoraka blaogy efa nilaza fa handray anjara amin'ny hazakazaka amin'ny blaogy Blogathon 2008 !

 

Efa vonona ao koa ny toerana hiresahana mivantana (chat) amin'izany. 

 


Mba tsiditsidiho ihany ny zaza-vavy dia andao indray hiara-hanala azy ! Mitoraka blaogy ihany no atao, ao amin'ny zaza-vavy.org no alefa. Miresaka ny revin'ny ankizy (so sweet).

 


Hevitra

  1. 07/25,2008 | 03:04

    gravy be ny fiomanana, misy !bex ve ao hanalana azy rehefa tena mivoaka sempotra ?

  2. 07/25,2008 | 06:36

    Dia mirary fahazotoana ho an'ny mpandray anjara @ Blogathon 2008 ary e.
    Hono ho'aho r'ireto. Mba misy fanontaniana kely ity fa somary tsy-a-la-pazy kely aho.
    Fanontaniana: fa inona tokoa moa no nahatonga an' ilay fitenenana hoe "MITORAKA" blaogy ?
    Amin' ny teny hafa mantsy dia toa hoe "write a blog post" na koa hoe "ecrire un blog".

  3. 07/25,2008 | 12:41

    lehilahytsyresy> Satria ny blaogy dia mitovitovy rindra amin'ny hoe bilao. Dia fomba fitenin'ny tanora ilay hoe Mitoraka bilao izay midika tsotra izao hoe mampiesona na mivarotra saka be loha :-)

    Fa tsy io heviny io no nalaina fa ilay hoe azo atao mitoraka koa fa tsy manoratra :-)

  4. 07/25,2008 | 14:10

    hihihi...
    Hafa indray iny !
    Misaotra an' i hery tamin' ny fanazavana e.

  5. 07/25,2008 | 14:41

    fa na izany aza misy ihany saka be loha amidy anaty blaogy...

  6. 07/25,2008 | 17:33

    ikalamako ==> saka beloha ahoana r'ise ? ilay manao la sieste eny ambony imprimante iny ve no amidy ?
    tpt
    :-)

  7. 07/25,2008 | 19:56

    Ikalamako : 24h be izao no faharetan'ny hazakazaka ! Izay tafara-dalana eny mba mifanolotra bex e hi hi.

    Hi hi hi - tokony tsy azo amidy nefa ny saka be loha.

  8. 07/25,2008 | 20:13

    oups anghaa moa 24h fa tsy 48h. Sa rehefa atao ny kaontin'izay vao mifoha sy efa hiesona dia lasa 48h. Ny ahy basta hoe misy bex kah, zah tsy mpandany coca toa an'i hery. Ka ilay inspiraka ato tonga fa ilay fitaovana hanatontosana azy nama toa tsy ampy koh. Hamorona ny tsy misy angamba no iafarany.
    Lehilahytsyresy : lol. Ny lohan'izy efatra ato kosa tsy amidy fa mbola hohazaina izay hamidy kah ! I news2dago nivarotra tamin'le resaka ndoundoulah koh mdr

  9. 07/25,2008 | 20:59

    Hi hi hi - mitovy isika. Samy aty Afrika dia tsy ampy fitaovana e. ha ha ha.

    24h - 48 Posts ilay izy ka.

  10. 07/25,2008 | 22:08

    ho avy hanotrona eo ihany e!!!!

    zah nga mba tare fety izany hihihi ka fety = tsy maintsy misy kaly kouuhhh hhmmm

  11. 07/26,2008 | 00:50

    concentrement be ato :roll:

  12. 07/27,2008 | 02:53

    mbola manao compagnie an'i jogany sy ny ghosts anankiroa ao aho amin'izao ora izao an (mitana ny teny nomena, hihihi)

  13. 07/27,2008 | 14:12

    Mazotoa ianareo amin'io hazakazaka io ô. Ny tenanay moa tsy ho afaka 'ko :(.

  14. 07/27,2008 | 16:24

    vita e !!!

    ::::::: (feu d'artifice io fa tsy niakatra tsara :-P )

  15. 07/27,2008 | 23:11

    Tokinao : manetsa be mbola ho avy :-P

    Ikalamako hi hi hi !

  16. 07/28,2008 | 01:37

    ndeha hanao recupr ny torimaso tsy ampy aloha, misasaka ny alina izao aty aminay. Manao tour fotsiny mijery raha mihidy tsra daholo ny trano :-P

  17. 07/29,2008 | 08:21

    Mbola ho avy tsy ho ela Pissoa a!

  18. 07/29,2008 | 10:21

    ouf!
    zao vaopirina ny trano
    lava be ny torimaso
    vita ilay massage (:P sipagasy)
    MISAOTRAN'IREO MPITORAKA sy ireo diso fotoana rehetra!!
    ramin'ny manaraka indray !

    bisouxxx

  19. 07/30,2008 | 15:30

    saika hihazakazaka tany aho fa vao nojereko ny lalana aleha d ouf!

  20. 07/30,2008 | 19:22

    Salu sazykely hi hi

    Happy 30 juillet aloha e :-P

  21. 07/31,2008 | 10:36

    hihihi...miala tsiny indrindra re ry Jogany fa izaho mihitsy angamba no anisan'ireo "diso fotoana".

  22. 08/05,2008 | 00:37

    Ma izaho koa aza tara sambo fa dia manantena ny lalao mbola ho ela e!

Leave a Reply