Tsisy titra
Published on 08/13,2008
(Yawning)
Firy izay ny lahatsoratra efa nataoko vakiraoka fa dia tsisy vita e ! lol. Tsisy inspiraka hilazana azy tsara sns. Lasa vakiraoka daholo fotsiny. Raha hitanao ity lahatsoratra ity dia mba nanam-bitana izy izany ka tsy lasa vakiraoka fotsiny lol.
Bon, atao karazana kabary tsy valiana ... na kabary tsy hazavaina angamba aloha. Rehefa mahazo grosse tete vaovao dia atao lahatsoratra tsara hi hi hi.
- Misy (betsaka ?!) ny vehivavy victims an'ny feminism amin'izao andro izao ! Ito sary ito izao no (saika) ataoko ao amin'ilay lahatsoratra mikasika an'io :

- Efa Alahady telo misesy aho izay tsy niantso tany an-trano ! Bon, niantso 3mn an'i sazykely fotsiny. Aaahh - not good !!!
- Barcamp Madagascar ... Vakio eto aloha e !

- A Career (karierista s'abstenir :-P)
- Misy dika ny hoa io teny kely hoe "NO" io ! (Tohin'ny fandraisana anjara amin'ny Aza ampijaliana ny tenintsika )
- Zistwara, tahaka ny mahazatra
tena nanam-bintana le be solomaso ratsy io fa tapitra androany ny naha-vakiraoka azy :-)
Miarahaba Pissoa ô!
DdRb
you wear glasses i never noticed even if i see you everyday on the web. you wish web 4.0 could do that !
you shoud call home def this is the reason why they still keep phones : to call people. rah lalalaal internet geek va
harilova> zah koa tena fanina t@'io lohateny io hihihi.
Ny nandehanan'ny saiko indray dia ny hoe : sao dia ilay teny mahazatra ihany izy ity fa nesorina ny "tsofoka" hihihi
ka ny tonga tao an-tsaiko dia ny hoe : "tatitra" na koa "taritra", "tomitra", sns izay samy tsisy dikany :).
Ikalamako : hi hi hi !
I harilova sy Tokinao koa misenina tssss. Mba ampijaliana kely ny tenin'olona e :-P
DadaRabe : manahoana e, elaela indray vao hita.
Jogany : lol you should get glasses for yourself!
rahoviana zao no hivoaka ilay No. 5? :)
miandry mafy :P
Simp : refa misy inspiraka aho vao mandeha hoa hi hi
ie, avezivezin'ny fiainana eny ry PIssoa à
Simp : rehefa mazotoa hoa ! :-P
DadaRabe : hitako efa miala any indray ny tononkalo :-P