~ fa mamiko loatra ianao ry akany ~
Sipakely miavonavona be. Sarotra hifandraisana. Mora tezitra sady mpitana alahelo. Kizintina. Efa tia gateau ary mbola tia labiera. sns